Eksodosy 29:1

Malagasy Bible

1Ary izao no zavatra hataonao aminy hanamasinana azy ho mpisorona ho Ahy: makà vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy roa tsy misy kilema,

Eksodosy 29:1 — MG1865