36 Ary vantotr'ombilahy iray no haterinao isan'andro ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana; ary diovy ny alitara, raha manao fanavotana azy ianao; ary hosory izy hanamasina azy.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29
Jereo Eksodosy 29:36 amin'ny teny manodidina.