37 Hafitoana no hanaovanao fanavotana ho an'ny alitara sy hanamasinanao azy; dia ho masina indrindra ny alitara, ary ho masina izay rehetra manendry azy.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29
Jereo Eksodosy 29:37 amin'ny teny manodidina.