Eksodosy 3:13 MG1865

13 Ary hoy Mosesy tamin'Andriamanitra: Indro, rehefa tonga any amin'ny Zanak'Isiraely aho ka manao aminy hoe: Andriamanitry ny razanareo no efa naniraka ahy ho atỳ aminareo, ary hanao amiko hoe kosa izy: Iza moa no anarany? dia ahoana no havaliko azy?

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 3

Jereo Eksodosy 3:13 amin'ny teny manodidina.