Eksodosy 3:14 MG1865

14 Ary hoy Andriamanitra tamin'i Mosesy: IZAHO, IZAY IZY HATRIZAY HATRIZAY KA HO MANDRAKIZAY. Ary hoy koa Izy: Izao no holazainao amin'ny Zanak'Isiraely: IZAHO IZAY Izy no efa naniraka ahy ho atỳ aminareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 3

Jereo Eksodosy 3:14 amin'ny teny manodidina.