Eksodosy 32:19 MG1865

19 Ary raha nanakaiky ny toby izy, dia nahita ny ombilahy kely sy ny dihy; ary nirehitra ny fahatezeran'i Mosesy, dia natontany ny vato fisaka teny an-tànany ka novakivakiny teo am-bodin'ny tendrombohitra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 32

Jereo Eksodosy 32:19 amin'ny teny manodidina.