Eksodosy 32:20 MG1865

20 Dia nalainy ilay ombilahy kely izay efa nataon'ny olona ka nodorany tamin'ny afo, ary notorotoroiny ho vovoka, dia nafafiny tambonin'ny rano ka nampisotroiny ny Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 32

Jereo Eksodosy 32:20 amin'ny teny manodidina.