Eksodosy 34:22 MG1865

22 Ary tandremo ny andro firavoravoana manarakaraka ireo herinandro amin'ny fanaterana ny voaloham-bokatra, raha mijinja ny vary tritika, sy ny andro firavoravoana amin'ny fanangonana amin'ny fitsingerenan'ny taona.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:22 amin'ny teny manodidina.