Eksodosy 34:23 MG1865

23 Intelo isan-kerintaona ny lehilahy rehetra aminao no hiseho eo anatrehan'i Jehovah Tompo, Andriamanitry ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:23 amin'ny teny manodidina.