Eksodosy 39:18 MG1865

18 Ary ny lanin'ny tady roa dia nataony teo amin'ny randram-bolamena roa, dia nataony teo amin'ny soroky ny efoda anoloana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:18 amin'ny teny manodidina.