Eksodosy 39:19 MG1865

19 Ary nanao vava volamena roa izy ka nataony teo amin'ny zorony roa ambany amin'ny saron-tratra, dia amin'ny sisiny anatiny izay manolotra ny efoda.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:19 amin'ny teny manodidina.