Eksodosy 4:14 MG1865

14 Dia nirehitra tamin'i Mosesy ny fahatezeran'i Jehovah, ka hoy Izy: Tsy ao ihany va Arona Levita rahalahinao? fantatro fa mahay mandaha-teny izy. Ary indro koa, avy hitsena anao izy; koa rehefa mahita anao izy, dia ho faly ny fony.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 4

Jereo Eksodosy 4:14 amin'ny teny manodidina.