Eksodosy 4:30

Malagasy Bible

30Dia nolazain'i Arona ny teny rehetra izay efa nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy, sady nataony teo imason'ny olona ny famantarana.

Eksodosy 4:30 — MG1865