Eksodosy 4:31 MG1865

31 Dia nino ny olona; ary rehefa reny fa Jehovah efa namangy ny Zanak'Isiraely ka efa nitsinjo ny fahoriany, dia niondrika izy ka niankohoka.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 4

Jereo Eksodosy 4:31 amin'ny teny manodidina.