Eksodosy 40:6 MG1865

6 Ary ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana dia apetraho eo anoloan'ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 40

Jereo Eksodosy 40:6 amin'ny teny manodidina.