1 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Ankehitriny ho hitanao izay hataoko amin'i Farao; fa ny tanako mahery no handefasany azy, ary ny tanako mahery no handroahany azy amin'ny taniny.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 6
Jereo Eksodosy 6:1 amin'ny teny manodidina.