Eksodosy 6:7 MG1865

7 Dia halaiko ho Ahy ianareo ho oloko, ary ho Andriamanitrareo Aho; dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay mitondra anareo mivoaka ho afaka amin'ny fanompoana mafy ampanaovin'ny Egyptiana anareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 6

Jereo Eksodosy 6:7 amin'ny teny manodidina.