Eksodosy 6:8 MG1865

8 Ary Izaho hampiditra anareo any amin'ny tany izay nananganako tanàna homena an'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba; dia homeko ho lovanareo izany: Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 6

Jereo Eksodosy 6:8 amin'ny teny manodidina.