Eksodosy 6:9 MG1865

9 Ary Mosesy nilaza izany tamin'ny Zanak'Isiraely; nefa izy tsy nihaino an'i Mosesy noho ny fahoriam-panahy sy ny fanompoana mafy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 6

Jereo Eksodosy 6:9 amin'ny teny manodidina.