Eksodosy 8:1 MG1865

1 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Lazao amin'i Arona hoe: Ahinjiro ny tananao mitana ny tehinao eny ambonin'ny sampan-drano ary eny ambonin ny lahin-drano sy ny heniheny, ka mampiakara ny sahona ho eny amin'ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 8

Jereo Eksodosy 8:1 amin'ny teny manodidina.