Eksodosy 8:2 MG1865

2 Ary nahinjitr'i Arona tambonin'ny rano tany Egypta ny tànany; dia niakatra ny sahona ka nandrakotra ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 8

Jereo Eksodosy 8:2 amin'ny teny manodidina.