Eksodosy 8:24 MG1865

24 Ary hoy Farao: Izaho dia handefa anareo ihany mba hamono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitrareo any an-efitra; fa hany ataoko: aza mandeha lavitra loatra ianareo; dia mangataha ho ahy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 8

Jereo Eksodosy 8:24 amin'ny teny manodidina.