Eksodosy 8:25 MG1865

25 Ary hoy Mosesy: Indro, izaho hiala eto aminao ka hangataka amin'i Jehovah mba hialan'ny lalitra amin'i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany rahampitso; fa aoka kosa tsy hamitaka intsony Farao ka tsy handefa ny olona hamono zavatra hatao fanatitra ho an i'Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 8

Jereo Eksodosy 8:25 amin'ny teny manodidina.