Eksodosy 9:12 MG1865

12 Nefa Jehovah dia nanamafy ny fon'i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, dia araka izay efa nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:12 amin'ny teny manodidina.