Eksodosy 9:13 MG1865

13 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Mifohaza maraina koa ianao dia mitsangana eo anatrehan'i Farao, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Hebreo: Alefaso ny oloko hanompo Ahy

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:13 amin'ny teny manodidina.