Eksodosy 9:24 MG1865

24 Dia nisy havandra sy afo nifandrambondrambona tanelanelan'ny havandra; dia mafy indrindra izany, ka tsy mbola nisy toy izany tany amin'ny tany Egypta rehetra hatrizay naha-firenena azy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:24 amin'ny teny manodidina.