Eksodosy 9:25 MG1865

25 Ary ny havandra namely izay rehetra tany an-tsaha, na olona na biby fiompy, eran'ny tany Egypta rehetra; ny anana rehetra tany an-tsaha dia nasian'ny havandra koa, ary ny hazo rehetra tany an-tsaha notapatapahiny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:25 amin'ny teny manodidina.