Ezekiela 1:15 MG1865

15 Ary hitako ny zava-manan'aina, fa, indro, nisy kodia iray avy teo ambonin'ny tany, teo anilan'ny zava-manan'aina teo anoloan'ny tarehiny efatra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 1

Jereo Ezekiela 1:15 amin'ny teny manodidina.