Ezekiela 1:16 MG1865

16 Ny tarehin'ny kodia sy ny rafiny dia tahaka ny volon'ny krysolita, ary nitovy endrika izy efatra, ary ny tarehiny sy ny rafiny dia toy ny kodia anatin'ny kodia.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 1

Jereo Ezekiela 1:16 amin'ny teny manodidina.