19 Ary raha nandeha ny zava-manan'aina, dia nandeha teo anilany koa ny kodia; ary raha niainga tsy nipaka tamin'ny tany ireo zava-manan'aina, dia mba niainga koa ny kodia.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 1
Jereo Ezekiela 1:19 amin'ny teny manodidina.