Ezekiela 1:20 MG1865

20 Na aiza na aiza no tian'ny fanahy ho naleha dia nalehan'ireo koa; fa any koa no mba tian'ny fanahy haleha, ary ny kodia dia niainga teo anilany; fa teo amin'ny kodia ny fanahin'ny zava-manan'aina.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 1

Jereo Ezekiela 1:20 amin'ny teny manodidina.