Ezekiela 1:21 MG1865

21 Raha nandeha ireny, dia mba nandeha koa ireto; ary raha nijanona ireny, dia mba nijanona koa ireto; ary raha niainga tsy nipaka tamin'ny tany ireny, dia mba niainga teo anilany koa ny kodia; fa ny fanahin'ny zava-manan'aina dia tao amin'ny kodia.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 1

Jereo Ezekiela 1:21 amin'ny teny manodidina.