1 Ary hitako fa, indro, teo ambonin'ny eloelo izay teo ambonin'ny lohan'ny kerobima dia nisy tahaka ny vato safira; tahaka ny endriky ny seza fiandrianana no fijery azy; ary Jehovah niseho teo amboniny.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 10
Jereo Ezekiela 10:1 amin'ny teny manodidina.