Ezekiela 10:2 MG1865

2 Ary niteny tamin-dralehilahy nitafy rongony fotsy Izy nanao hoe: Midira eo anelanelan'ny kodia, dia eo ambanin'ny kerobima, ary fenoy vain'afo avy eo anelanelan'ny kerobima ny tananao roa, ka afafazo amin'ny tanàna izany. Dia niditra teo imasoko izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 10

Jereo Ezekiela 10:2 amin'ny teny manodidina.