11 Raha nandeha izy, dia nandeha tamin'ny hitsin'ny lafiny efatra; tsy niherika izy raha nandeha, fa tamin'ny hitsin'izay natrehin'ny lohany ihany no nalehany; tsy niherika izy raha nandeha.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 10
Jereo Ezekiela 10:11 amin'ny teny manodidina.