Ezekiela 10:6 MG1865

6 Ary rehefa nodidiany ralehilahy nitafy rongony fotsy, nataony hoe: Manalà afo avy eo analenelan'ny kodia, eo anelanelan'ny kerobima, dia niditra izy ka nitsangana teo anilan'ny kodia.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 10

Jereo Ezekiela 10:6 amin'ny teny manodidina.