Ezekiela 10:7 MG1865

7 Ary ny kerobima anankiray naninjitra ny tànany avy teo anelanelan'ny kerobima, tamin'ny afo Izay teo anelanelan'ny kerobima, dia nangalany ka nataony teny amin'ny tànan-droan'ilay nitafy rongony fotsy; ary rehefa nandray izany ralehilahy, dia nivoaka.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 10

Jereo Ezekiela 10:7 amin'ny teny manodidina.