Ezekiela 11:16 MG1865

16 Koa lazao hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Na dia nampandehaniko lavitra any amin'ny jentilisa aza izy ka naeliko tany amin'ny tany maro, dia ho fitoerana masina ho azy vetivety Aho any amin'ny tany izay alehany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 11

Jereo Ezekiela 11:16 amin'ny teny manodidina.