17 Koa lazao hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Hovoriko avy any amin'ny firenena ianareo, ary hangoniko avy any amin'ny tany izay nampielezana anareo, ka homeko ny tanin'ny Isiraely ianareo.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 11
Jereo Ezekiela 11:17 amin'ny teny manodidina.