Ezekiela 12:13 MG1865

13 Ary ny fandrika haratoko dia hovelariko aminy, ka ho voan'ny fandrika izy; dia ho entiko any Babylona any amin'ny tanin'ny Kaldeana izy, ary tsy hahita izany, nefa ho faty any ihany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 12

Jereo Ezekiela 12:13 amin'ny teny manodidina.