14 Ary izay rehetra manodidina azy, dia ny mpanampy azy sy ny miaramilany rehetra, haeliko ho amin'ny rivotra rehetra, sady hanatsoaka sabatra ho enti-manenjika azy Aho.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 12
Jereo Ezekiela 12:14 amin'ny teny manodidina.