Ezekiela 12:2 MG1865

2 Ry zanak'olona, ianao monina eto amin'ny taranaka maditra, izay mana-maso hahitana, nefa tsy mahita, ary manan-tsofina handrenesana, nefa tsy mandre fa taranaka maditra izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 12

Jereo Ezekiela 12:2 amin'ny teny manodidina.