Ezekiela 12:3 MG1865

3 Koa ianao, ry zanak'olona, mifeheza entana handeha hifindra ho any amin'ny fahababoana, ka miaingà antoandro eo imasony; ary mialà eo imasony eo amin'izay itoeranao ho any amin'ny fitoerana hafa; angamba mba ho fantany fa taranaka maditra izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 12

Jereo Ezekiela 12:3 amin'ny teny manodidina.