Ezekiela 12:4 MG1865

4 Dia havoakanao antoandro eo imasony ny entanao, toy ny entan'ny olona handeha ho any amin'ny fahababoana; fa ny tenanao kosa dia hivoaka hariva eo imasony toy ny fivoaky ny handeha ho any amin'ny fahababoana.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 12

Jereo Ezekiela 12:4 amin'ny teny manodidina.