11 koa lazao amin'izay mandalotra azy amin'ny feta tsy madity fa hirodana izy; hisy ranonorana mifafy; eny, milatsaha ianareo, ry havandra vaventy; ary mifofofofoa ianareo, ry tafiodrivotra.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 13
Jereo Ezekiela 13:11 amin'ny teny manodidina.