Ezekiela 13:10 MG1865

10 Noho ny nampiviliany ny oloko tamin'ny nanaovany hoe: Fiadanana, kanjo tsy nisy fiadanana tsinona; ary raha manao ampiantany ny oloko, dia, indreo, izy no mandalotra azy amin'ny feta tsy madity,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 13

Jereo Ezekiela 13:10 amin'ny teny manodidina.