Ezekiela 13:9 MG1865

9 Ary ny tanako no hamely ny mpaminany izay mahita anoano foana sy maminany lainga; tsy ho isan'ny mpanolo-tsainan'ny oloko na ho voasoratra amin'ny bokin'ny taranak'Isiraely izy sady tsy hiditra ao amin'ny tanin'ny Isiraely; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 13

Jereo Ezekiela 13:9 amin'ny teny manodidina.