Ezekiela 13:8 MG1865

8 Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nilazanareo anoano foana sy ny nahitanareo lainga, dia, indro, hamely anareo Aho, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 13

Jereo Ezekiela 13:8 amin'ny teny manodidina.