Ezekiela 14:11 MG1865

11 mba tsy hialan'ny taranak'Isiraely amiko intsony, ary tsy handotoany ny tenany intsony amin'ny fahadisoany rehetra; fa ho oloko izy, ary Izaho ho Andriamaniny, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 14

Jereo Ezekiela 14:11 amin'ny teny manodidina.