Ezekiela 14:10 MG1865

10 Ary hitondra ny heloky ny tenany izy; ny heloky ny mpaminany dia hitovy amin'ny helok'izay manontany aminy koa,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 14

Jereo Ezekiela 14:10 amin'ny teny manodidina.